25 / 02 / 2025
Dingana iray mankany amin’ny fidirana amin’ny angovo ho an’ny rehetra tao Sahanivotry-ANTSIRABE !
Kit solaire no natolotra ho an’ny Fokontany Laimbolo, ao amin’ny kaominina Sahanivotry-Antsirabe, ho fanohanana ny fidirana amin’ny angovo ho an’ny rehetra sy hanatsarana ny fiainan’ny mponina amin’ny alalan’ny angovo madio sy maharitra.
Hetsika ho an’ny hoavy mamirapiratra.